Logo Alliance Anglophone Alliance Anglophone

Midira ho mpilatsaka an-tsitrapo

Ampio izahay hanova ny fahaizana teny anglisy ho fahafahana amin’ny asa. Miaraha amin’ny Alliance Anglophone hanohana ny fanabeazana, employability ary ny fampandrosoana ny fiarahamonina eto Madagasikara.

Nahoana no ilaina ny asa an-tsitrapo?

Alliance Anglophone dia manorina sehatra fianarana mampifandray ny teny anglisy amin’ny fandrosoana matihanina. Ny mpilatsaka an-tsitrapo dia afaka manampy amin’ny fanohanana mpianatra, famoronana ressources, mentoring, fanaparitahana fahafahana ary fanitarana ny fidirana amin’ny fiofanana anglisy azo ampiasaina.

Na mpampianatra ianao, matihanina, mpianatra, mpanolo-tsaina, mpamorona votoaty, na mpiara-miombon’antoka, afaka manampy ny mpianatra ho matoky tena sy ho vonona kokoa amin’ny fahafahana tena izy ny anjara birikinao.

Asa azon’ny mpilatsaka an-tsitrapo atao

Afaka manohana ny iraka ianao araka ny fahaizanao, ny fotoana anananao ary ny traikefanao.

Mentor amin’ny teny anglisy

Manampy ny mpianatra amin’ny conversation, pratique orale, prononciation ary fanamafisana ny fahatokisan-tena.

Formateur na facilitateur

Mizara traikefa amin’ny anglisy, communication, leadership, employability na développement de carrière.

Mamorona votoaty

Manampy amin’ny famoronana leçons, exercices, vidéos, fiches pédagogiques, publications réseaux sociaux ary ressources d’apprentissage.

Ambassadeur communautaire

Mampahafantatra ny programa, événement ary fahafahana atolotry ny Alliance Anglophone amin’ny réseau sy communauté misy anao.

Coach carrière

Manampy ny mpianatra amin’ny CV, entretien, communication professionnelle ary fahatokisan-tena amin’ny tontolon’ny asa.

Mpilatsaka an-tsitrapo partenaire

Misolo tena organisation, institution na orinasa liana amin’ny fiaraha-miasa, fiofanana na fanohanana impact.

Fiantraikany andrasana

  • Manatsara ny fidirana amin’ny fiofanana anglisy azo ampiasaina.
  • Manamafy ny employability sy ny fiomanana amin’ny asa.
  • Manohana mpianatra, mpitady asa, mpiasa ary matihanina.
  • Mamorona fahafahana ho an’ny mentoring sy collaboration internationale.
  • Manamafy ny fampandrosoana communautaire amin’ny alalan’ny fanabeazana sy communication.

Iza no afaka miditra ho mpilatsaka an-tsitrapo?

Tsy voatery ho tonga lafatra ianao. Ny ilaina indrindra dia fahavononana, sérieux, fanajana, azo itokisana ary finiavana handray anjara amin’ny iraka mahasoa.

Olona mahay miteny anglisy

Native na non-native English speakers afaka manampy ny mpianatra hanao pratique sy hivoatra.

Mpampianatra sy formateur

Educateurs afaka manampy amin’ny méthodes, supports, leçons na coaching.

Matihanina

Olona manana traikefa amin’ny business, tourisme, ONG, service client, logistics, maritime na career development.

Mpianatra

Mpianatra mazoto te hanohana activités d’apprentissage, communication ary mobilisation communautaire.

Organisation

Vondrona, orinasa, fiangonana, fikambanana, ONG na institution te hiara-hiasa.

Contributeur numérique

Mpilatsaka an-tsitrapo afaka manampy amin’ny contenu, design, vidéo, réseaux sociaux, online learning na administration.

Midira amin’ny réseau mpilatsaka an-tsitrapo

Na afaka manampy ora iray isam-bolana ianao, na ora maro isan-kerinandro, afaka mitondra fiovana tena ilaina ny fanohananao.

WhatsApp