Logo Alliance Anglophone Alliance Anglophone

Cohorte ho an’ny débutant • Manomboka ny 7 Septambra 2026

Mitenena anglisy amim-pahatokisana kokoa ao anatin’ny 12 herinandro

Cours en ligne ho an’ny débutant: 50 000 Ar isam-bolana, séance mivantana ny Asabotsy, ary tafiditra ny English Speaking Club.

Mpandray anjara 6 ka hatramin’ny 15 • Fandoavana amin’ny MVola na Orange Money aorian’ny fanamafisana an-tsoratra

Tsy sekoly anglisy tsotra fotsiny

Ny lalam-piofananay dia mampifandray ny fampiharana anglisy amin’ny filàna tena izy amin’ny fianarana, asa, fandraharahana ary fifandraisana matihanina.

Anglisy azo ampiasaina

Resaka, fahazoana, voambolana ary fanehoan-kevitra amin’ny toe-javatra tena izy.

Fahaiza-manao matihanina

CV, entretien, fiaraha-miasa, fahatokisan-tena ary fifandraisana amin’ny asa.

Lalana manokana

Fizahantany, hôtellerie, fahasalamana, ONG, BPO, maritime, fampianarana ary fandraharahana.

Andramo maimaim-poana alohan’ny hisoratana

Mandraisa anjara amin’ny cours d’anglais fohy en ligne mba hahafantaranao ny fomba fampianaran’ny Alliance Anglophone. Hohamafisina amin’ny WhatsApp ny ora sy ny rohy hidirana.

  • Asabotsy 15 Aogositra 2026
  • Asabotsy 22 Aogositra 2026
  • Asabotsy 29 Aogositra 2026
Hisoratra amin’ny cours d’essai maimaim-poana

Safidio ny lalanao

Jereo ny programa rehetra, ny faharetany ary ny sarany alohan’ny handefasana ny fangatahanao.

Vonona hanatsara ny anglisy ve ianao?

WhatsApp