Anglisy ankapobeny – Débutant
12 herinandro. Vidiny manokana ho an’ny cohorte débutant voalohany, manomboka ny 7 Septambra 2026. Saram-piofanana mahazatra ho an’ny olon-dehibe: 70 000 Ar isam-bolana. Tafiditra ny English Speaking Club.
Alliance Anglophone
Ny cohorte débutant dia voalahatra hanomboka ny 7 Septambra 2026. Ny programa hafa dia azo angatahina ary hamafisina an-tsoratra ny fandaharam-potoana alohan’ny fisoratana na fandoavana.
12 herinandro. Vidiny manokana ho an’ny cohorte débutant voalohany, manomboka ny 7 Septambra 2026. Saram-piofanana mahazatra ho an’ny olon-dehibe: 70 000 Ar isam-bolana. Tafiditra ny English Speaking Club.
Telo volana.
Telo volana.
Tafiditra ny English Speaking Club.
12 herinandro. 165 000 Ar raha aloa manontolo mialoha. Module manokana: 25 000 Ar ho an’ny séance iray, 45 000 Ar ho an’ny roa, 60 000 Ar ho an’ny telo.
Lalana feno 12 herinandro na module manokana. Angataho an-tsoratra ny fepetra alohan’ny handoavana.
Anisan’izany ny business, BPO, teknika, maritime, ONG, fahasalamana ary fampiofanana mpampianatra.
Enim-bolana farafahakeliny. Vidiny pilote 2026.
Tafiditra ny fanamafisana frantsay. Vidiny pilote 2026.
Tafiditra ny fanamafisana frantsay. Vidiny pilote 2026.
Cours en ligne manomboka ny 7 Septambra 2026.
Séance en ligne 90 minitra, hatramin’ny 15 olona. Forfait séance valo: 1 100 000 Ar. Sur mesure: devis.
Tafiditra maimaim-poana ho an’ny mpianatra misoratra amin’ny programa hafa.
Mifandraisa aminay alohan’ny fisoratana.