Logo Alliance Anglophone Alliance Anglophone

Atombohy ny dianao ho amin’ny fahombiazana amin’ny anglisy

Misokatra ny fisoratana ho an’ny cours en ligne manomboka ny 7 Septambra 2026.

Safidio ny lalana haingana indrindra

Rehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vidiny ary fepetra.

Cours d’essai maimaim-poana

Cours d’essai maimaim-poana

Séance en ligne ny 15, 22 ary 29 Aogositra 2026. Hohamafisina amin’ny WhatsApp ny ora.

Hisoratra amin’ny essai
Programa hafa na orientation no ilaiko

Fangatahana amin’ny antsipiriany

Rehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vidiny ary fepetra.

Tsy mitahiry ity formulaire ity ny tranonkala. Manomana hafatra WhatsApp izy ary ianao no misafidy handefa izany.
WhatsApp