Cohorte Anglisy ho an’ny débutant
12 herinandro • 50 000 Ar isam-bolana • en ligne • séance mivantana ny Asabotsy • tafiditra ny English Speaking Club
Hamandrika toerana
Alliance Anglophone
Misokatra ny fisoratana ho an’ny cours en ligne manomboka ny 7 Septambra 2026.
Rehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vidiny ary fepetra.
12 herinandro • 50 000 Ar isam-bolana • en ligne • séance mivantana ny Asabotsy • tafiditra ny English Speaking Club
Hamandrika toeranaSéance en ligne ny 15, 22 ary 29 Aogositra 2026. Hohamafisina amin’ny WhatsApp ny ora.
Hisoratra amin’ny essaiRehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vidiny ary fepetra.