Logo Alliance Anglophone Alliance Anglophone

Atombohy ny dianao ho amin’ny fahombiazana amin’ny anglisy

Misokatra mandritra ny taona ny fangatahana fisoratana. Manomboka amin’ny Alatsinainy voalohany amin’ny volana ny cohorte vaovao en ligne. Hamafisinay an-tsoratra ny groupe, ny ora ary ny fepetra.

Safidio ny lalanao

Rehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vola ary fepetra.

Hijery ny formulaire fisoratana feno

Fangatahana amin’ny antsipiriany

Rehefa voaray ny hafatrao dia hamafisinay an-tsoratra ny orientation, groupe, vola ary fepetra.

Tsy mitahiry ity formulaire ity ny tranonkala. Manomana hafatra WhatsApp izy ary ianao no misafidy handefa izany.
WhatsApp